diff --git a/17/01.txt b/17/01.txt index 8663b1f..5b6eb06 100644 --- a/17/01.txt +++ b/17/01.txt @@ -27,6 +27,10 @@ "title": "ny mpanjaka ihany no ho tafihiko", "body": "Io dia manazava fa mikasa ny hamono ny mpanjaka izy. Izany dia afaka ambara mazava. DH: \"Ny mpanjaka irery ihany no hovonoiko\"" }, + { + "title": "Ho entiko miverina aminao avokoa ny olona rehetra", + "body": "Io dia manondro ny vahoaka rehetra izay niaraka tamin'i Davida. DH: \"mitondra miverina ny vahoaka rehetra izay niaraka taminy\"" + }, { "title": "toy ny vehivavy ampakarina tonga eo amin'ny vadiny", "body": "Eto i Ahitofela dia miresaka ny hafalian'ny vahoaka amin'ny fampitahana izany amin'ny hafalian'ny vehivavy ampakarina. DH: \"ary ho avy am-pifaliana, tahaka ny vehivavy ampakarina izay faly rehefa tonga eo amin'ny vadiny izy ireo\" na \"ary ho tonga am-pifaliana izy ireo\"" @@ -37,10 +41,6 @@ }, { "title": "eo ambany fahefanao", - "body": "Io dia manondro ny hoe ambany fahefan'n" - }, - { - "title": "", - "body": "" + "body": "Io dia manondro ny hoe ambany fahefan'ny mpanjaka. DH: \"ambany fahefanao\"" } ] \ No newline at end of file