diff --git a/16/22.txt b/16/22.txt index 23e0aa6..9b83b78 100644 --- a/16/22.txt +++ b/16/22.txt @@ -5,11 +5,11 @@ }, { "title": "teo an-tampon'ny lapa izy ireo, ka niara-nandry... ireo vady andevon'ny rainy teo imason'Israely rehetra i Absaloma", - "body": "" + "body": "Izany dia midika fa afaka mahita ny lay sy i Absaloma miditra sy mivoaka ao amin'ny lay miaraka amin'ny vehivavy ny vahoaka. Ny andianteny hoe \"Israely rehetra\" dia itatra, fa ny olona akaiky ny lapa irery ihany no afaka mahita izany. DH: \"ny tampon'ny lapa izay ahafahan'ny olona mahita izany, ary i Absaloma niara-nandry...ireo vady\"" }, { "title": "Ary ilay torohevitra izay nomen'i Ahitofela...dia toy ny hoe ren'olona", - "body": "" + "body": "Eto ny mpanoratra dia mampitaha ny " }, { "title": "ren'olona avy tamin'ny vavan'Andriamanitra mihitsy",