Thu Oct 03 2019 15:18:52 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-03 15:18:53 +03:00
parent dc25f8712c
commit ed51a9a393
1 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -12,11 +12,11 @@
"body": "Tsy i Atalia mivantana akory no namono ireo zaza. DH: \"dia nandidy ireo mpanompony izy mba hamono ireo izay ao amin'ny fianakavian'ny mpanjaka mety ho lasa mpanjaka\""
},
{
"title": "naka an'i Joasy zanak'i Ahazia, ary nanafina azy lavitra teo amin'ireo zanaky ny mpanjaka izay novonoina, miaraka amin'ny mpitaiza azy; nataony tao amin'ny efitra fandriana izy ireo. 3Nafenin'izy ireo an'i Atalia izy mba tsy hovonoina.",
"title": "naka an'i Joasy zanak'i Ahazia, ary nanafina azy lavitra teo amin'ireo zanaky ny mpanjaka izay novonoina, miaraka amin'ny mpitaiza azy; nataony tao amin'ny efitrano fatoriana izy ireo. Nafenin'izy ireo an'i Atalia izy mba tsy hovonoina.",
"body": "naka an'i Joasy faralahin'i Ahazia ary nanafina azy sy ny mpitaiza azy tao amin'ny efitrano fatoriana tao an-tempoly. Ka dia tsy voavono izy.\" (UDB)"
},
{
"title": "Niaraka tamin'i Joseba izy, nafenina tao amin'ny tranon'i Yaveh, nandritra ny enin-taona, raha mbola nanjaka teo amin'ny tany i Atalia.",
"title": "Niaraka tamin'i Joseba izy, nafenina tao an-tranon'i Yaveh, nandritra ny enin-taona, raha mbola nanjaka teo amin'ny tany i Atalia.",
"body": "Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: \"niafina nandritra ny enin-taona tao an-tranon'i Yaveh i Joasy sy Joseba, raha i Atalia no nanapaka ny tany\""
},
{