plt_1sa_tn/23/24.txt

30 lines
868 B
Plaintext

[
{
"title": "Avy eo nitsangana izy ireo",
"body": "Najanon'izy ireo izay nataony. Tsy tokony hihevitra ny mpamaky fa nipetraka na natory izy ireo."
},
{
"title": "Avy eo",
"body": "\"Avy eo ireo Zifita\""
},
{
"title": "Zifa ",
"body": "Anaran-toerana io. Adikao araka ny ao amin'ny 23:23."
},
{
"title": "Jesimona",
"body": "Anarana tany efitra akaikin'ny Ranomasina Maty izany. Io koa dia azo adika hoe \"Efitra Jodiana.\" Adikao araka ny ao amin'ny 23:19."
},
{
"title": "nambara tamin'i Davida izany",
"body": "Io dia azo atao hoe DH: \"Nisy nilaza tamin'i Davida fa tamy izy ireo\" na \"Hain'i Davida fa tamy izy ireo\""
},
{
"title": "havoana be vato",
"body": "havoana feno vato na kivatovato"
},
{
"title": "tany efitr'i Maona",
"body": "Anarana tany foana manodidina ny tanànan'i Maona ao atsimon'i Joda izany."
}
]