plt_1sa_tn/23/19.txt

22 lines
850 B
Plaintext

[
{
"title": "Zifita",
"body": "Anarana vondron'olona avy any Zifa izany."
},
{
"title": "sy i Davida ve no miafina any aminay ... Jesimona?",
"body": "Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra. DH: \"Miafina eto amintsika i Davida ... Jesimona!\""
},
{
"title": "havoana Hakila",
"body": "Anarana havoana any an-tany efitr'i Joda izany."
},
{
"title": "Jesimona",
"body": "Anarana tany efitra akaikin'ny Ranomasina Maty izany. Io koa dia azo adika hoe \"Efitra Jodiana\" "
},
{
"title": "Hanolotra azy ho eo am-pelatananan'ny mpanjaka",
"body": "Ny teny hoe \"tanana\" dia ilazana ny fahefana. Miresaka amin'i Saoly toy ny hoe olon-kafa ireo Zifita mba hampisehoana aminy fa manaja azy izy ireo. DH: \"hanolotra an'i Davida aminao mba hanaovanao izay rehetra irianao aminy\""
}
]