plt_1ki_tn/07/07.txt

18 lines
733 B
Plaintext

[
{
"title": "Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:",
"body": "Ny mpanoratra dia manoratra momba ny rindrin'ny seza fiandrihanana rehetra."
},
{
"title": "Nanorina ny rindrin'ny seza fiandrianana i Solomona",
"body": "Mety midika hoe 1) \"Solomona dia nanangana trano amin'izay nandehanany hametrahana ny seza fiandrianana\" na 2) \"Solomona dia nanana ny mpiasany nanangana trano nantsoina hoe Tranon-tsezan'ny Mpanajaka.\""
},
{
"title": " Norakofana tamin'ny sedera izany",
"body": "D.H: \"Ireo mpiasa dia nandrakotra ny rihana tamin'ny hazo sedara.\""
},
{
"title": "isaky ny rihana izany",
"body": "Ity dia maneho ny rihana manontolo. D.H: \"avy amin'ny rindrina iray ka hatrany amin'ny manodidina\""
}
]