[ { "title": "Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:", "body": "Ny mpanoratra dia mitohy manoratra ny faritry ny lapa." }, { "title": "Ny tranon'i Solomona izay nonenany, tao amin'ny kianja hafa misy ny tanin-dapa, dia novolavolaina mitovy.", "body": "D.H: \"Solomona dia nanana olona namolavola ny trano tao amin'izay nitoerany, tao amin'ny kianja hafa miaraka misy ireo tanin-dapa, tamin'ny fomba mitovy.\"" } ]