plt_tq/tit/01/06.md

502 B

Inona no tokony marina ao amin'ny ao amin'ny fiainam-pianakavian'ny loholona?

Tokony ho vadin'ny vehivavy iray izy, miaraka amin'ny zanaka mahatoky sy hendry.

Inona avy ireo toetra izay tokony hialan'ireo loholona mba hialana amin'ny fananan-tsiny?

Tsy tokony hahery fiteny na mirehareha izy. Tsy tokony ho mora tezitra, tsy mpimamo, tsy lian'ady, ary tsy olona tia vola.

Ao amin'Andriamanitra, inona toerana sy andraikitra hananan'ny mpitandrina?

Izy no maha-panao ny asan'Andriamanitra.