plt_tq/rom/02/01.md

388 B

Nahoana ireo no tsy manana fialan-tsiny ao amin'ny fitsaran'izy ireo?

Tsy manana fialan-tsiny ao amin'ny fitsaran'izy ireo ny olona sasany satria itsarana'izy ireo ny hafa ny fanaovan'izy ireo izany.

Ahoana ny fomba fitsaran'Andriamanitra rehefa mitsara ireo manoa ny tsy marina izy?

Andriamanitra dia mitsara araka ny fahamarinana rehefa mitsara ireo izay manao ny tsy mety izy.