plt_tq/rom/05/08.md

8 lines
383 B
Markdown

# Ahoana fomba hanaporofon'Andriamanitra ny fitiavany ho antsika?
Andriamanitra maneho ny fitiavany ho antsika, satria raha mbola mpanota isika, dia maty ho antsika Kristy.
# Rehefa nohamarinina tamin'ny ràn'i Kristy isika, avy amin'ny inona no namonjena ireo mpino?
Rehefa nohamarinina tamin'ny ràn'i Kristy isika, dia novonjena tamin'ny fahatezeran'Andriamanitra ireo mpino.