plt_tq/psa/76/11.md

8 lines
262 B
Markdown

# Inona no tokony ataon'ny vahoaka momba ireo voady nataony amin'i Yaveh Andriamanitr'izy ireo?
Tokony hitàna ny voadiny izy ireo.
# Ahoana no avalin'ireo andriana sy mpanjaka amin'i Yaveh?
Mampietry ny fanahin'ireo andriana Izy, ary atahoran'ireo mpanjaka.