plt_tq/psa/49/03.md

12 lines
359 B
Markdown

# Inona no hotenenin'ny vavan'ny mpanoratra?
Ny vavany hilaza fahendrena.
# Inona no ho fisaintsainan'ny fon'ny mpanoratra?
Ny fahazavan-tsaina no ho fisaintsainan'ny fon'ny mpanoratra.
# Amin'inona no hanongilan-tsofina ny mpanoratra ary ahoana no hanombohany izany?
Hanongilan-tsofina amin'ny fanoharana izy ary hanomboka ny fanoharany amin'ny valiha.