plt_tq/psa/21/09.md

8 lines
207 B
Markdown

# Inona no hataon'i Yaveh amin'ireo fahavalony?
Handoro azy ireo Izy, ary ho levon'ny fahatezerany izy ireo.
# Inona no hataon'i Yaveh amin'ireo taranak'ireo fahavalony?
Hamotika ny taranak'izy ireo Izy.