plt_tq/psa/141/01.md

8 lines
349 B
Markdown

# Inona no itarainan'i Davida amin'i Yaveh?
Mitaraina amin'i Yaveh izy mba ho tonga aingana ka hihaino azy rehefa miantso.
# Tahaka ny inona ho an'i Yaveh no irian'i Davida amin'ny fivavany sy ny tanany misandratra?
Davida maniry ny fivavany ho tahaka ny ditin-kazo manitra eo anatrehan'i Yaveh ary ny tanany misandratra ho toy ny sorona hariva.