forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
297 B
Markdown
4 lines
297 B
Markdown
# Inona no hivoaka avy amin'ny sisin'i Kitima izay hanafika an'i Asyria sy handresy an'i Ebera, ary dia inona izany ho hahazo azy ireo?
|
|
|
|
Hisy sambo ho tonga avy any amin'ny sisin'i Kitima izay hanafika an'i Asyria sy handresy an'i Ebera; nefa izy ireo ihany koa, dia hiafara amin'ny fahapotehana.
|