forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
367 B
Markdown
8 lines
367 B
Markdown
# Inona no nahatonga ny olona iray hofongorina ao amin'ny vahoakany?
|
|
|
|
Ny olona izay madio sy tsy nandia lavitra, nefa tsy mitandrina ny Paska izay notakian'i Yaveh no hofongorina ao amin'ny vahoakany.
|
|
|
|
# Inona no lalàn'ny Paska ho an'ny vahiny ao amin'ny tanin'Israely?
|
|
|
|
Tsy maintsy mitandrina ny Paska, manao ny didy rehetra, ary mankatoa ireo lalàna takiana izy.
|