plt_tq/lev/12/07.md

8 lines
383 B
Markdown

# Inona no atao raha tsy mahavidy zanak'ondry ny vehivavy iray nitera-dahy?
Raha tsy mahavidy zanak'ondry ny vehivavyiray, dia asaina mitondra zana-boromailala roa na domoina mba ho fanatitra dorana sy nohon'ny ota
# Inona no hiseho amin'ilay vehivavy aorian'ny fanaovany ireo zavatra ireo?
Ilay vehivavy dia hadio aorian'ny fanoloran'ny mpisorona fanatitra ho fanonerana ho azy.