plt_tq/lev/09/22.md

12 lines
598 B
Markdown

# Taorian'ny nanaovan'i Arona ny fanatitra araka izay nolazaini Mosesy, inona no nataon'i Arona ho an'ireo vahoaka?
Taorian'ny nanaovan'i Arona fanatitra, dia nanadratra ny tanany izy ary nitso-drano ireo vahoaka.
# Inona no nitranga rehefa niseho tamin'ny vahoaka ny voninahitr'Andrimanitra?
Rehefa niseho tamin'ny vahoaka ny voninahitr'Andrimanitra, dia nisy afo nivoaka ary nandevona ny fanatitra sy ny sabora izay teo ambonin'ny alitara.
# Inona no natoan'ireo vahoaka rehefa nivoaka avy tamin'i Yaveh ny afo?
Rehefa nivoaka avy tamin'i Yaveh ny afo, dia nihiaka sy nihohoka ireo vahoaka.