plt_tq/jos/22/10.md

4 lines
293 B
Markdown

# Inona no nataon'ny Robenita sy ny Gadita ary ny atsasa-pokon'i Manase teo akaikin'i Jordana ka nahatezitra ny vahoakan'Israely tany amin'ny tany Kanana?
Nanorina alitara lehibe tany amin'ny faritr'i Jordana izay an'ny vahoakan'Israely ny Robenita sy ny Gadita ary ny atsasa-pokon'i Manase.