plt_tq/jhn/08/17.md

4 lines
256 B
Markdown

# Ahoana no niarovan'i Jesosy ny fanambarany fa marina?
Jesosy niteny fa amin'ny lalàn'izy ireo dia voasoratra fa ny fijoroan'ny olon-droa vavolombelona dia marina. Avy eo Izy nilaza fa Izy sy ny Ray izay naniraka Azy dia samy hanambara momban'i Jesosy.