forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
288 B
Markdown
4 lines
288 B
Markdown
# Ahoana no hanaporofoin'ny olona amin'i Yaveh fa misy olona tahaka Azy; hoe andriamanitra hafa?
|
|
|
|
Mba hanaporofoina izany amin'i Yaveh dia tsy maintsy manazava ireo tranga izy niseho hatramin'ny nanorenan'i Yaveh ny olony fahizay ianao ary tsy maintsy hanambara izay tranga mbola ho avy.
|