forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
305 B
Markdown
4 lines
305 B
Markdown
# Iza amin'ireo izay manompo sampy no namoaka na nanambara fa hisy olona ho tonga avy any avaratra ary hanitsakitsaka ireo mpanapaka tahaka ny fotaka, tahaka ny mpanao vilany manosihosy tanimanga?
|
|
|
|
Tsy nisy tamin'ireo mpanompo sampy no namoaka izany ary tsy nisy nandre azy ireo nilaza na inona na inona.
|