forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
558 B
Markdown
8 lines
558 B
Markdown
# Iza no nandefa taratasy sy fanomezana ho an'i Hezekia?
|
|
|
|
Merodaka-baladana zanak'i Baladana, mpanjakan'i Babylona no nandefa taratasy sy fanomezana ho an'i Hezekia.
|
|
|
|
# Inona no nasehon'i Hezekia tamin'ireo izay nitondra ny taratasy sy fanomezana avy amin'i Merodaka-baladana?
|
|
|
|
Nasehon'i Hezekia azy ireo ny rakiny—ny volafotsy, ny volamena, ireo zava-manitra, ireo menaka sarobidy, ny trano fitehirizany ny fiadiany, ary izay rehetra hita tao amin'ny trano fitehirizany. Nasehon'i Hezekia tamin'izy ireo ny zavatra rehetra tao an-tranony sy ny fanjakany.
|