# Inona no halan'i Yaveh?
Halany ny voaloham-bolan'izy ireo sy ny firavoravoana voatendriny.
# Nahoana Yaveh no tsy hihaino ny fivavak'izy ireo?
Tsy hihaino Izy satria feno rà ny tanan'izy ireo.