plt_tq/gen/24/31.md

4 lines
150 B
Markdown

# Inona no nataon'i Labana rehefa nihaona tamin'ilay mpanompon'i Abrahama izy?
Nanasa ilay mpanompon'i Abrahama mba hitoetra ao an-tranony i Labana.