plt_tq/ezk/31/05.md

4 lines
291 B
Markdown

# Ao amin'ny fanoharan'i Yaveh an'i Asyria toy ny hazo, dia inona no nitoetra tao sy nanodidina an'ilay sedera lehibe?
Ny voron'ny lanitra rehetra dia nanorina akany teo amin'ireo sampan'ny sedera, ary ireo zava-manan'aina rehetra tao an-tsaha dia niteraka ny zanany teo ambanin'ny raviny.