plt_tq/ezk/01/10.md

8 lines
294 B
Markdown

# Inona no endrika nisy tamin'ny tavan'ireo zava-manan'aina ireo?
Ny endriky ny tavan'izy ireo dia tahaka ny endrik'olombelona, liona, omby, ary voromahery.
# Inona no nibaiko ny famindran'ireo zava-manan'aina efatra ireo?
Ny Fanahy no nibaiko ny famindran'ireo zava-manan'aina efatra ireo.