plt_tq/deu/32/33.md

12 lines
491 B
Markdown

# Avy aiza no niavian'ny ny divain'ny fahavalo ary ahoana no hamaritana ireo voaloboa?
Avy any Sodoma sy Gomoro no nihavian'ny divain'izy ireo ary ireo voalobony dia misy poizina sy mangidy.
# Ahoana no hamaritana ny divay avy amin'ireo voalobok'i Sodoma sy Gomoro?
Ny divay dia voafaritra toy ny poizin'ny menarana ary poizi-mandozaben'ny menarana.
# Ahoana no nitehirizana ny fikasan'i Yaveh?
Ny fikasan'i Yaveh dia voatahiriny ary voaisy tombo-kase tao an-trano fitoeran-drakiny.