forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
312 B
Markdown
4 lines
312 B
Markdown
# Inona no tsy maintsy ataon'ny vahoakan'ny Israely aorian'ny fanomezan'izy ireo ny ampahafolon-karenany rehetra avy amin'ny vokany?
|
|
|
|
Ny vahoakan'ny Israely dia tsy maintsy hanome izany ho an'ny Levita, ho an'ny mpivahiny, ho an'ny kamboty, ary ho an'ny mpitondratena mba hahafahan'izy ireo mihinana ka ho voky.
|