plt_tq/deu/22/01.md

4 lines
246 B
Markdown

# Inona no asain'i Mosesy ataon'ny vahoakan'ny Israely rehefa mahita biby fiambin'ny Israelita mandeha amin'nyb lalan-diso izy ireo?
Tsy tokony hoentin'izy ireo any amin'ny trano fonenany ny biby, fa hoaveriny any amin'ireo Israelita mpiambina.