plt_tq/1co/13/11.md

8 lines
300 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Paoly ho ataony rehefa lehibe izy?
Paoly nilaza hoe rehefa lehibe izy, dia hamela ireo zavatra naha-zaza.
# Inona no zavatra telo hitoetra, ary inona amin'ireo no lehibe indrindra?
Ny finoana, ny fahatokiana, ary ny fitiavana. Ny lehibe indrindra amin'ireo dia ny fitiavana.