plt_tq/lev/21/13.md

4 lines
160 B
Markdown

# Vehivavy toy inona no tsy azon'ny mpisorona alaina vady?
Ny mpisorona dia tsy mahazo manambady mpitondratena, vehivavy nisara-bady, na vehivavy mpivarotena.