forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
492 B
Markdown
12 lines
492 B
Markdown
# Izao ireo mpisorona?
|
|
|
|
Ireo mpisorona dia i Arona sy ireo zanany lahy.
|
|
|
|
# Inona no tsy maintsy natao tamin'ny faritra anatiny sy ny tongony mialohan'ny hametrahana azy eo ambonin'ny alitara mba ho dorana?
|
|
|
|
Ireo faritra anatiny sy ny tongony dia tsy maintsy nosasana tamin'ny rano mialohan'ny apetraka eo ambonin'ny alitara mba ho dorana.
|
|
|
|
# Inona no haterak'ilay fanatitra dorana mba ho ankasitrahin'i Yaveh?
|
|
|
|
Ilay fanatitra dorana dia hiteraka hanitra mamerovero izay hankasitrahin'Yaveh.
|