plt_tq/col/03/01.md

16 lines
532 B
Markdown

# Taiza no nanandratana an'i Kristy?
Nasandratra mba ipetraka eo amin'ny tanan'ankavanan'Andriamanitra Izy.
# Inona no tokony tadiavin'ireo mpino ary inona no tsy tokony tadiavina?
Tokony hitady ireo zavatra ambony ireo mpino, fa tsy ireo zavatra eto an-tany.
# Taiza no nametrahan'Andriamanitra ny fiainan'ireo mpino?
Nafenin'Andriamanitra tao amin'i Kristy ny fiainan'ireo mpino.
# Inona no hiseho amin'ireo mpino rehefa naseho i Kristy?
Rehefa naseho i Kristy, dia haseho ihany koa ireo mpino miaraka amin'ny voninahiny.