# Nahoana no nilain'i Jesosy ny ho tahaka ireo rahalahiny amin'ny fomba rehetra? Nilain'i Jesosy izany mba ho tonga mpisoronabe feno famindram-po sy fahatokiana Izy amin'ireo zavatr'Andriamanitra, ary mba hitondra famelàna ho an'ireo fahotan'ny olona. # Nahoana Jesosy no afaka manampy an'ireo izay alaim-panahy? Afaka manampy an'ireo izay alaim-panahy Jesosy satria Izy koa nalaina fanahy.