# Taiza no nitoeran'i Timoty? Tany Efesosy no nitoeran'i Timoty. # Inona no nandidian'i Timoty tsy ho hataon'ny olona? Niteny azy ireo izy mba tsy ampianatra foto-pampianarana samihafa.