# Inona no nolazain'ny Tompo rehefa nandray ny kapoaka taorian'ny sakafo hariva Izy? Hoy Izy: "Inty no kapoakan'ny fanekem-pihavanana vaovao amin'ny ràko. Ataovy iza na oviana na oviana ianareo misotro, mba ho fahatsiarovana Ahy." # Inona no ataonareo isaky ny mihinana ny mofo sy misotro ity kapoaka ity ianareo? Ianareo dia manambara ny fahafatesan'ny Tompo mandra-piaviny indray.