# Ho an'iza no namoronana ny vehivavy? Ho an'ny lehilahy no namoronana ny vehivavy. # Inona no fomban'i Paoly, ireo mpiara-miasa aminy, ary ireo fiangonan'Andriamanitra mikasika ny fivavahan'ny vehivavy? Fomban'izy ireo ny hoe misaron-doha ny vehivavy rehefa mivavaka.