# Lasa tahaka an'iza i Paoly mba hahazo ireo izay any ivelan'ny lalàna? Paoly dia lasa tahaka ireo izay ivelan'ny lalàna mba hahazo ireo izay ivelan'ny lalàna. # Nahoana i Paoly no manao ny zavatra rehetra noho ny amin'ny filazantsara? Manao izany izy mba ho fandraisany anjara amin'ny fitahian'ny filazantsara.