# Hafiriana ny vehivavy no voafatotry amin'ny vadiny? Voafatotry amin'ny vadiny foana ny vehivavy raha mbola velona izy. # Raha maty ny vadin'ny vehivavy mpino iray, dia iza no mety ho vadiany? Afaka manambady izay tiany izy, fa izay ao amin'ny Tompo irery ihany anefa.