# Inona no miseho rehefa miray amin'ny mpivaro-tena ny olona iray? Lasa nofo iray aminy izy. # Inona no miseho rehefa miray amin'ny Tompo ny olona iray? Lasa fanahy iray miaraka Aminy izy.