# Nahoana i Paoly no nanoratra ireo zavatra ireo ho an'ny Korintiana mpino? Nanoratra ireo izy mba hanitsiana azy ireo amin'ny maha-zanany malala azy ireo. # Iza no nasain'i Paoly nalain'ireo mpino Korintiana tahaka? Paoly nilaza azy ireo mba haka tahaka ny tenany.