# Inona no hiseho amin'ny asan'olona iray izay manorina amin'ny fototr'i Jesosy Kristy? Ny asany dia ho ambara amin'ny andro mazava sy amin'ny afo. # Inona no ataon'ny afo amin'ny asan'ny olona iray? Ny afo hanambara ny hatsaran'izay vitan'ny tsirairay.