# Tamin'ny fomba ahoana no nandehanan'i Paoly tany amin'ireo Korintiana rehefa nanambara ny marina miafin'Andriamanitra izy? Tsy tonga tamin'ny lahateny mihaja na fahendrena izy rehefa nanambara ny marina miafin'Andriamanitra. # Nanapa-kevitra hahafantatra inona i Paoly rehefa teo amin'ireo Korintiana? Paoly dia nanapa-kevitra tsy hahafantatra na inona na inona afa-tsy Kristy, sy Izy voahombo.