# Firy no hendry raha amin'ny maha-olombelona na hery na avo firazanana no nantsoin'Andriamanitra? Andriamanitra tsy niantso ny maro tahaka izany. # Nahoana Andriamanitra no nisafidy ny zavatra adalan'izao tontolo izao ary izay malemy amin'izao tontolo izao? Nanao izany Izy mba hampahamenatra ireo hendry ary hampahamenatra izay matanjaka.