# Inona no tsy nampahory ny fiangonana any Korinto? Tsy ory fanomezam-pahasoavana ara-panahy izy ireo. # Nahoana Andriamanitra no hampahery ny fiangonana Korinto any amin'ny farany? Hanao izany Izy mba tsy hanan-tsiny izy ireo amin'ny andron'ny Tompontsika Jesosy Kristy.