# Ahoana no ahafantaran'ny olona fa nalefan'Yaveh ho azy ireo i Zakaria? Fantatry ny olona rehefa hitan'izy ireo ny faminaniany; nametraka ny fototr'ity trano ity ny tanan'i Zerobabela ary hamita izany. # Inona no hitan'ny olona teo amin'ny tanan'i Zerobabela? Mahita vato pilao amin'ny tanan'i Zerobabela ny olona. # Inona no dikan'ireo lahin-jiro fito? Ireo lahin-jiro fito dia ireo mason'i Yaveh izay mijery an'izao tontolo izao.