# Inona no nataon'ilay Zanak'ondry tamin'ilay horonan-taratasy? Nosokafan'ilay Zanak'Ondry ny iray tamin'ireo tombo-kase fito teo amin'ilay horonan-taratasy. # Inona no hitan'i Jaona rehefa voasokatra ny tombon-kase voalohany? Nahita soavaly fotsy i Jaona, niaraka tamin'ny mpitaingina nivoaka ho mpandresy.