# Inona no hataon'i Yaveh amin'ireo fahavalony? Handoro azy ireo Izy, ary ho levon'ny fahatezerany izy ireo. # Inona no hataon'i Yaveh amin'ireo taranak'ireo fahavalony? Hamotika ny taranak'izy ireo Izy.