# Inona no mitranga rehefa tsy mamela an'ireo ota sahisahy hanapaka aminy ny ilay mpanompo? Ho tanteraka sy tsy manan-tsiny izy amin'ireo heloka marobe. # Inona no tian'i Davida ho mendrika eo imason'i Yaveh? Davida maniry ireo tenin'ny vavany sy ireo fihevitry ny fony ho ekena eo imason'i Yaveh.